Teny iditra mikododoka (kododoka (dodoka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Maika dodona, maimay, miriotra, mimaona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikododoka
Ny lasa : nikododoka
Ny hoavy : hikododoka
Filaza mandidy : hikododoha

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20