Teny iditra mikiniania (kiniania (kinia))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamazivazy antsitrapo, mananihany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikiniania
Ny lasa : nikiniania
Ny hoavy : hikiniania
Filaza mandidy : mikinianiava

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20