|
|
|
|

Teny iditra 1  mikimpy
Fototeny  2 kimpy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mikombona ny hodimaso ka tsy mahita (ny maso): Haverina ny kilalao fa tsy nikimpy tsara ny masonao ~ Nikimpy Rakoto niditra ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to keep one's eyes shut [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Avoir les yeux fermés, fermer les yeux: Tsy nikimpy ny masoko halina (Je n’ai pas fermé les yeux la nuit dernière)
7 Figuré: supporter, endurer, faire semblant de ne pas voir, être avare sans compassion: Mikimpy tokoa izy, na dia haratsin' ny olona aza (Lors même qu’on dit du mal de lui, il fait semblant de ne pas voir) [1.3#331]
8 fermer les yeux [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Fikambanana  13  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07