Teny iditra miketsoketso (ketsoketso (ketso))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Miteniteny foana milaza izay tsy tokony holazaina, mipentsompentsona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miketsoketso
Ny lasa : niketsoketso
Ny hoavy : hiketsoketso
Filaza mandidy : miketsoketsoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20