Teny iditra mikaràka (karaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mipiaka, mirefotra [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikaràka
Ny lasa : nikaràka
Ny hoavy : hikaràka

Teny iditra mikaraka
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Mitady [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20