Teny iditra |
mikapoka
(kapoka)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To flog, to beat [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Frapper, battre, fustiger [1.8]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikapoka |
Ny lasa : |
nikapoka |
Ny hoavy : |
hikapoka |
Filaza mandidy : |
mikapoha |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
mikapoka
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
Manakatona (varavarana) Pahina: Mikapoka ny masony [1.78]
|
|