Teny iditra | mikanonkanona (kanonkanona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mikarakara raharaha madinidinika toy ny ao an-tokantrano [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be occupied with small matters [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | S'occuper de petites affaires [1.8] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/09 |