Teny iditra | mikakàka (kakàka) | ||||||
Sokajin-teny | matoanteny na mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny fanenon' ny akohovavy rehefa madiva hanatody [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Glousser, caqueter Se dit de la poule qui annonce par le gloussement qu'elle est sur le point de pondre [1.3] | ||||||
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mikakàka io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |