Entrée mijery (jery)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rakotosaona 1975] [Sihanaka] mihevitra
  [Rajemisa 1985] Manatodika ny maso any amin' olona na zavatra iray mba hahita azy: Sady nijery ahy izy no niteny izany
¶ Mitazana: Aza mandany andro mijery eo am-baravarankely eo ianao
¶ Mitandrina: Nahoana no tsy mijery izay ataonao akory ianao
¶ Mihevitra: Tsy mijery afatsy ny fahamendrehany aho, / Mikarakara: Rakoto ve hijery ny mahantra
¶ Mahita ka tsy miraharaha, tsy milaza: Aza mijery arma an-tava
Mitovy hevitra: manombana ~ manopy maso ~ mibandrina ~ mibanjina ~ mikandrana ~ mitanjo ~ mitazana ~ mitsirika ~ mivandraka ~ mivandravandra ~ mivandrina
¶ Misy hevitra iraisana: mitily, mitsikilo, mizaha taratra, manazangazana, manarangarana, mangarangarana, mitaratra, manompirana, mangala-pijery, manao jery vilana, manao very maso, mitsipalotra (ny maso), mitodika, miherika, mangarika, mandritika, mijery ambony, miandrandra
Explications en anglais  [Hallanger 1973] to look at
Explications en français  [Hallanger 1974] regarder
Morphologie 
mijery
nijery
hijery
mijere
Synonymes mila jery
Exemples  [Andraina: Mitaraina, page 246] Misy fetra ny fahazakan' ny olona mijery na manao zava-doza.
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31