Teny iditra | mijaiko (jaiko) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manatona moramora, mitsaitsaika mba tsy hanaitra: Tsy reny akory aho nijaiko avy ao an-damosiny [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mijaiko io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |