Teny iditra mihoto (hoto)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandroaka akoho [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihoto
Ny lasa : nihoto
Ny hoavy : hihoto
Filaza mandidy : mihotoa

Teny iditra mihoto
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsinjarazara ho amin'ny zaka mpiorina [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Se décomposer [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20