Teny iditra | mihitsihitsy (hitsihitsy (hitsy)) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Ohatra | Mijoalajoala ny hazo kininina mihitsihitsy, te hampifangaro ny tendrony amin' ny habakabaka.
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihitsihitsy io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
![]() |