Teny iditra | mihinina > mihinana (hinana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitsako ary mitelina ventin-kanina mba hahavelona ny tena: Mihinam-bary ny Malagasy Mikiky: Mihinana ny vy ny haro fesina Mankahia, mampihena: Mihinana azy ny eritreriny Maka zavatra ankeriny (aman' olona): Nihinam-bolan' olona, hono, Rangahy io [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To eat; to use up; to embezzle funds [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Manger; consommer; détourner des fonds [1.8] | ||||||||
[Sakalava-Mayotte] [ mihinaña ] Manger [1.405] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mihinana io | ||||||||
Teny iditra | mihinina > mihinàna (hinana) | ||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mihinana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [1.3] | ||||||||