Teny iditra miheninkenina (heninkenina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Misahirana amin' ny raharaha madinika ao an-tokantrano: Mandeha izany andro izany: miheninkenina eo ianao dia tonga ny amin' ny iraika ambin' ny folo [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miheninkenina
Ny lasa : niheninkenina
Ny hoavy : hiheninkenina
Filaza mandidy : miheninkenena
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05