Teny iditra mihatonta (tonta)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandroso ho tonta [1.1]
Fanazavàna teny frantsay S'user peu à peu [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihatonta
Ny lasa : nihatonta
Ny hoavy : hihatonta

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31