Teny iditra mihamalefaka (malefaka (lefaka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Avy aiza no nampita ilay mba nofinofinao / Izay namonto, no injao / Mihamalefaka ao am-po, mihamalefaka ao an-tsaina, / Toa rano nafanaina? [1.278]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20