Entrée mihamahery (mahery (hery))
Partie du discours verbe actif
Explications en français devenir de plus en plus fort, se fortifier [3.1]
Morphologie 
mihamahery
nihanahery
nihamahery
hihamahery
Exemples 
1Nihanahery ny tafiotra. [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
2Nihahenjana sy nihanahery setra ny mpampiasa. [Andraina: Mitaraina, page 188]
3Raha mbola ravoravo ny fonay, sady nihamahery ny sandrinay, fa nitombo isa, dia nilentika tao anaty fahoriana ka tonga nalemy tery noho ny aretina sy ny fahafatesana. [Rabary: Daty, page 90]

Mis à jour le 2020/07/31