Teny iditra mihalikalika (alikalika (alika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Tonga ratsy toetra, fatritran' olona [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihalikalika
Ny lasa : nihalikalika
Ny hoavy : hihalikalika

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08