Teny iditra mihakohako (hakohako (hako))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Te hoderaina amin' ny fisehosehoana..., mihambohambo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be haughty, to be lofty, to be lordly, to domineer. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihakohako
Ny lasa : nihakohako
Ny hoavy : hihakohako
Filaza mandidy : mihakohakoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20