Entrée mihady levenam-bola (hady, levina, vola)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] mampahatsiaro ny zavatra tsara natao mba hiarovan-tena amin' ny fiampangana ara-pitsarana; mampahatsiahy ny soa vitan' ny tena na ny havan' ny tena mba hahafahana amin' ny sazy mety hahavoa ny tena noho ny heloka vita

Mis à jour le 2020/07/31