Teny iditra mihaboboka (boboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy [ miaboboka ] To bloat, to swell out as a corpse. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se gonfler, être gonflé, en tas [1.3]
Ohatra Tsy midika akory izany fa tsy mihetsika izy na lany andro na mihaboboka, saingy ho sandan' ny faharetany sy ny fiantohana azy dia somary sahirana izy hifanaraka amin' ny toetr' andro. [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mihaboboka
Ny lasa : nihaboboka
Ny hoavy : hihaboboka

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09