Teny iditra migararo (gararo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manary dia, manao fialana, mody adala [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Donner des prétextes plaisants, des faux-fuyants [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : migararo
Ny lasa : nigararo
Ny hoavy : higararo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20