Teny iditra | migadoño | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] Migadona, zavatra mianjera amin-tany toy ny vato mianjera avy any ambony tanety, midoboka [1.78] | |
Tovy hevitra | mikadoño | |
Fivaditsoratra | migadoño, migodona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |