Teny iditra mifoy (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamotsitra, mamotsika, mamono amin' ny hoho (hao, parasy): Mifoy hao [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifoy
Ny lasa : nifoy
Ny hoavy : hifoy
Filaza mandidy : mifoiza
Ohabolana 

Teny iditra mifoy (foy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To rush out of ambush. [1.2]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/29