|
|
|
|

Teny iditra1  mifotitra (fotitra)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mitoetra hafahafa ka ny tokony ho ambony no lasa ambany: Matetika ity zaza ity no mifotitra rehefa matory eo am-pandriana
4  Mivadika: Mahay mamaky boky mifotitra izy
5  Mandry fady, miray amin' ny olom-pady, izany hoe olona tsy azo vadina fa havana akaiky dia akaiky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  inverted
7  incestuous
8  turning round as an enraged animal. [1.2]
9  to be turned end for end, to be turned the wrong way [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10  êre tourné en sens opposé, être tourné dans le mauvais sens [1.8]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20