Teny iditra mifongatra (fongatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza zavatra tao anaty tany nohadina ka miseho [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sortir de terre, de dedans ou de dessous quelque chose, reparaître, revivre, se montrer: Nifongatra avy ao an-kady ny ankizy (Les enfants sortirent tout à coup du fossé) ~ Mifongatra indray izany lamaody izany (Cette mode repara t de nouveau) ~ Mifongatra ny volamena izao (L’or se montre maintenant) [1.3]
Ohatra Dia arosony moramora ao ambaniny ny firombaka dia raotiny amin' izay, ka misatraotra miakatra, dia mifongatra izy mitarika ny amalona. [1.437]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifongatra
Ny lasa : nifongatra
Ny hoavy : hifongatra
Filaza mandidy : mifongara

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/04/01