Teny iditra mifezaka (fezaka)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fisaka: Mifezaky ny hanoanana izany ny kiboko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Shrunk, as the stomach from great hunger; meagre, lean, starved. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifezaka
Ny lasa : nifezaka
Ny hoavy : hifezaka
Filaza mandidy : mifezaha

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20