Teny iditra mifaoka (faoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manadio
Manesotra amin-kery sy haingana: Hitako nifaoka ny voronkely teo ny papango
Mamely amin' ny tandroka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To wipe, to clear away, to carry off, as a bird of prey does; to tear up the earth, as an infuriated bull. [1.2]
 To wipe; to carry off in passing [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Essuyer; emporter en passant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifaoka
Ny lasa : nifaoka
Ny hoavy : hifaoka
Filaza mandidy : mifaoha
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20