Teny iditra | mifanila (ila) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifanakaiky: Mifanila amin' ny tranonay ny tranon-dRakoto [1.1] | ||||||
mifariolotra [1.13] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | To divide anything with one another ; to adjoin, to be contiguous, as two plots of rice-ground. [1.2] | ||||||
To be side by side [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | être côte à côte; être voisin [1.8] | ||||||
Voisin; contigu [1.13] | |||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Fivaditsoratra | familina, filamina, mifanila |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |