Teny iditra mifandingana (dingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra k'angoa tsy mahay mifanaraka ary tsy mahay mipetraka, k'andeha longa mifandingana. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandingana, mifandingan-, mifandingam-, mifandinga-
Ny lasa : nifandingana, nifandingan-, nifandingam-, nifandinga-
Ny hoavy : hifandingana, hifandingan-, hifandingam-, hifandinga-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20