Teny iditra mifandefitra (lefitra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1fa raha hanao fitia mifandefitra kosa, raikitra ny fikasantsika [2.313]
2Samy manana ny anaran-drainy ka tsy misy mifandefitra, hoy ny navalin'i Tsiafahy [2.508]
3Fa raha mba hanao fitia mifandefitra, dia tsy aiza aho fa fandrotrarana misafosafo amin'ny tany [1.292]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifandefitra
Ny lasa : mifandefitra
Ny hoavy : hifandefitra

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20