Teny iditra mifañalika (alika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Se traiter en chien [1.68]
Ohatra Raha misy olona miady ka mifanalika dia mbola moramora ihany tamin' ny Malagasy, fa ny manalika firazanana kosa no ompa faran' izay tsy tantin' ny Malagasy indrindra, na inona firazanany na inona. [2.285]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09