Teny iditra mifampitondra (tondra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Ny lehilahy sy ny vehivavy anefa dia samy mandeha manokana rehefa mandihy fa tsy mifampitondra. [1.38]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampitondra, mifampitondran', mifampitondran-, mifampitondram-
Ny lasa : nifampitondra, nifampitondran', nifampitondran-, nifampitondram-
Ny hoavy : hifampitondra, hifampitondran', hifampitondran-, hifampitondram-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20