Teny iditra mifampiteny (teny)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra kandrefa izy 2 lahy ireo tsy mifamaly, tsy mifampihazona, tsy mifampiteny, fa mifampisodika eo izy 2 lahy, ka mihodina dia mihodina eo izy maharitra indrai-mahamasabary mihodinkodina eo hiany, ka samy miandry ny andro mahery hiany izy 2 lahy: [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampiteny, mifampitenin', mifampitenin-, mifampitenim-
Ny lasa : nifampiteny, nifampitenin', nifampitenin-, nifampitenim-
Ny hoavy : hifampiteny, hifampitenin', hifampitenin-, hifampitenim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20