Teny iditra mifampikasika (kasika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se toucher mutuellement, être contigu: Mifampikasika ny tafon-tranonay (Les toits de nos maisons se touchent) ~ Tsy mifampikasika intsony izy rao lahy (Ces deux individus ne se fréquentent plus) [1.3]
Ohatra Ny faritra sisa tavela, rariana bararata roa sosona atao mifanety, tsy mifampikasika kosa anefa na izany aza. [2.472]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20