|
|
|
|

Teny iditra1  mifampihaino (haino)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra  3  Miara-miteny daholo izy rehetra, tsy misy mifampihaino rahateo koa moa, mainka moa fa izany hoe hihaino ny teny lazaiko izany! [2.4]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20