Teny iditra mifamotoana (fotoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To make a date, to agree on time and place for meeting [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Fixer un rendez-vous [1.8]
Ohatra mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifamotoana
Ny lasa : nifamotoana
Ny hoavy : hifamotoana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20