Teny iditra mifamindra (findra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Raha mifamindra, dia tsy mety aho. [2.508]
2Nifamindra hafanana ny tia tanindrazana. [2.356]
3Ny tiany dia ny hampisy fitiavana mifamindra noho ny ataon' ny mahantra (Il a voulu, grâce aux pauvres, créer la contagion de l'amour) [1.369]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifamindra, mifamindran', mifamindran-, mifamindram-
Ny lasa : nifamindra, nifamindran', nifamindran-, nifamindram-
Ny hoavy : hifamindra, hifamindran', hifamindran-, hifamindram-
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20