Teny iditra | mifakefake | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Mailaka, marisika: Olo moa ko mitoetoetsa amin'ny maimaiña fa tsa mba mifakefake, koaia tsa ho joa (Olona tsy mandray ravindena fa tsy mba marisika ka aiza no ahazo anjara) [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |