Teny iditra midraiko (draiko)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mandeha na mamindra mananosarotra: Efa midraiko erỳ irỳ lahiantitra mankatỳ amintsika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Clopiner [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midraiko
Ny lasa : nidraiko
Ny hoavy : hidraiko
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/29