Teny iditra | midoka (doka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Manome doka na dera fantatra izao fa tsy marina [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny midoka io | ||||||||
Teny iditra | midôka | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano] Manaiky, miaiky [1.78] | ||||||||
Fivaditsoratra | dimoka, madiko, midoka, mikoda |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |