Teny iditra midimby (dimby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manana mpisolo, voasolo: Efa nidimby sahady ilay dokotera maty tamin' ny herinandro [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midimby
Ny lasa : nidimby
Ny hoavy : hidimby

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05