Teny iditra | midanoka (danoka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandeha mamindra miadana ary toa miaingitra Miteny am-piangentsanana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Marcher à pas lents en se berçant un peu ; parler avec affectation [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | Ikomandà, mandoaky, mandokay, manidoka, midanoka, midonaka, mikadoña, mikodàna |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |