Teny iditra | mibotanaka (botanaka) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Be kibo, be roroha [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Avoir un gros ventre [1.3] | |
Fivaditsoratra | mibotanaka, mitabonaka, taimbakona, tambonaika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/18 |