Teny iditra miborosy (borosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitovy amin' ny manaborosy: Miborosy ny kiraron-drainy i Solo
Faohana na diovina amin' ny borosy: Trano efa niborosy ity ka tsy ilaina hodiovina intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be brushed [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miborosy
Ny lasa : niborosy
Ny hoavy : hiborosy
Filaza mandidy : miborosia

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20