Teny iditra mibontana (bontana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Vokoka, manan-trafo [1.78]
 Mizihitra mitokana, mivonto ary miavaka: Misy nofo mibontana eo amin' ny hatoky ny zokiko [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To swell up, as the result of a blow, or boil, etc. [1.2]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20