Teny iditra | mibonaka (bonaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivonto, mibinaka, mibibaka [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be inflated, to be blown out, as a bladder, or dough [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | ikambano, kamboina, kombiana, mabonika, mañabôky, manakibo, maniboka, mibonaka, mikobana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |