Teny iditra miboika (boika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1Miboika dia lasa, mandeha tsy miato. [1.267]
2Tsy mba mandala vola aman-karena izy amin'ny fianaran'ireo zanany, nefa koa, na miboika tsy ritra toy ny loharano ambody tendrombohitra aza ny volany, dia tsy mba nentiny nizahozaho na oviana na oviana izany; [2.1011]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miboika, miboik', miboi-
Ny lasa : niboika, niboik', niboi-
Ny hoavy : hiboika, hiboik', hiboi-

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20