Teny iditra | mibabaka (babaka) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mandriaka, mitobaka: Tonga indray itỳ ny fahavaratra ka mibabaka ny riaka eran' ny lohasaha [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Couler en abondance [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |