Teny iditra miasa tany
Singan-teny miasa ; tany
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Mitrongy sy mamadika ny tany amin' ny angady na angadinomby mba handray ny zavatra ambolena [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/14